7 dia narodany ny alitara+ sy ny tsato-kazo masina.+ Notorotoroiny ho vovoka+ koa ny sary sokitra,+ ary nopotehiny avokoa ny fandoroana emboka manitra+ nanerana ny tanin’ny Israely. Dia niverina tany Jerosalema izy avy eo.
6 Ary i Samaria dia hataoko korontam-bato miavosa eny an-tsaha,+ sy tany fambolena voaloboka. Dia hararako eny an-dohasaha ny vato eo aminy, ary hataoko miharihary ny fototra iorenany.+