Jeremia 30:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mifofofofo ny tafio-drivotra avy amin’i Jehovah, eny, mipoaka ny fahatezerany izay toy ny rivo-mahery mitsoka mafy dia mafy.+ Hitambolimbolina eo amin’ny lohan’ny ratsy fanahy izany.+ 2 Tesalonianina 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa marina tokoa ny an’Andriamanitra raha mamaly fahoriana an’izay mampahory anareo izy,+ Jakoba 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hotsaraina tsy misy indrafo izay olona tsy mpamindra fo.+ Fa ny famindram-po dia mandresy ny fitsarana.
23 Mifofofofo ny tafio-drivotra avy amin’i Jehovah, eny, mipoaka ny fahatezerany izay toy ny rivo-mahery mitsoka mafy dia mafy.+ Hitambolimbolina eo amin’ny lohan’ny ratsy fanahy izany.+
13 Hotsaraina tsy misy indrafo izay olona tsy mpamindra fo.+ Fa ny famindram-po dia mandresy ny fitsarana.