Matio 12:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa tahaka ny nitoeran’i Jona+ telo andro sy telo alina tao an-kibon’ilay trondro goavana, no hitoeran’ny Zanak’olona+ telo andro sy telo alina+ ao an-kibon’ny tany+ koa. Matio 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mitady famantarana foana ny taranaka ratsy fanahy sy mpanitsakitsa-bady, nefa tsy misy famantarana homena azy,+ afa-tsy ny famantarana ny amin’i Jona.”+ Ary nandao azy ireo izy ka lasa nandeha.+ Lioka 11:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tonga famantarana ho an’ny mponin’i Ninive mantsy i Jona,+ ary ho toy izany koa ny Zanak’olona ho an’ity taranaka ity.
40 Fa tahaka ny nitoeran’i Jona+ telo andro sy telo alina tao an-kibon’ilay trondro goavana, no hitoeran’ny Zanak’olona+ telo andro sy telo alina+ ao an-kibon’ny tany+ koa.
4 Mitady famantarana foana ny taranaka ratsy fanahy sy mpanitsakitsa-bady, nefa tsy misy famantarana homena azy,+ afa-tsy ny famantarana ny amin’i Jona.”+ Ary nandao azy ireo izy ka lasa nandeha.+
30 Tonga famantarana ho an’ny mponin’i Ninive mantsy i Jona,+ ary ho toy izany koa ny Zanak’olona ho an’ity taranaka ity.