2 Tantara 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+
9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+