1 Mpanjaka 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nonina tsy amin’ahiahy+ ny Joda+ sy ny Israely tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Solomona, ka samy teny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny+ ny olona rehetra, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+ Zakaria 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ‘dia hifampiantso eny ambanin’ny voaloboka sy ny aviavy ianareo.’”+
25 Dia nonina tsy amin’ahiahy+ ny Joda+ sy ny Israely tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Solomona, ka samy teny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny+ ny olona rehetra, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+
10 “‘Amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ‘dia hifampiantso eny ambanin’ny voaloboka sy ny aviavy ianareo.’”+