3 Izany no nahatonga ny andilako hanaintaina mafy.+ Manaintaina toy ny vehivavy efa hiteraka+ aho. Sahiran-tsaina aho ka tsy mandre, ary very hevitra aho ka tsy mahita.
6 Mba anontanio, azafady, ary jereo raha mba misy lehilahy miteraka. Koa nahoana ny lehilahy tomady rehetra no hitako mihazona andilana toy ny vehivavy efa hiteraka?+ Ary nahoana no hatsatra ny tarehy+ rehetra?