Jeremia 18:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ka nahatonga ny taniny higagam-bahoaka+ sy hampisioka olona, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hitolagaga izay rehetra mandalo eo ka hihivingivin-doha.+ Jeremia 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hataoko izay hahatonga an’ity tanàna ity higagam-bahoaka sy hampisioka olona.+ Hitolagaga izay rehetra mandalo eo, ka hisioka noho ny loza rehetra nanjo azy.+
16 ka nahatonga ny taniny higagam-bahoaka+ sy hampisioka olona, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hitolagaga izay rehetra mandalo eo ka hihivingivin-doha.+
8 Ary hataoko izay hahatonga an’ity tanàna ity higagam-bahoaka sy hampisioka olona.+ Hitolagaga izay rehetra mandalo eo, ka hisioka noho ny loza rehetra nanjo azy.+