FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 47:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Asehoy ny fitanjahanao,+ ary aleo ho hita ny fahafaham-barakanao.+ Fa hampihatra famaliana aho,+ ka tsy hiantra an’izay mifanehatra amiko.

  • Jeremia 13:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia hingaiko hatreny amin’ny tavanao ny akanjonao, ka ho hitan’ny olona ny zavatra mahafa-baraka anao,+

  • Ezekiela 16:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Koa angoniko daholo ireo lehilahinao, dia ireo nomenao fahafinaretana, mbamin’ireo tianao sy ireo halanao, eny, angoniko avy eny amin’ny manodidina ireny, mba hanohitra anao. Dia haharihariko amin’izy ireo ny fivavianao ka ho hitany manontolo izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara