Isaia 59:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izany no mahatonga ny rariny ho lavitra anay, sy ny fahamarinana tsy hahatratra anay. Manantena hazavana foana izahay kanjo haizina no hitanay, ary manantena famirapiratana kanjo mbola ao anatin’ny haizim-pito ihany izahay no mandeha.+ Jeremia 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanantena fiadanana isika, kanjo tsy nisy zava-tsoa.+ Nanantena fotoam-panasitranana isika, kanjo horohoro no niseho!+
9 Izany no mahatonga ny rariny ho lavitra anay, sy ny fahamarinana tsy hahatratra anay. Manantena hazavana foana izahay kanjo haizina no hitanay, ary manantena famirapiratana kanjo mbola ao anatin’ny haizim-pito ihany izahay no mandeha.+
15 Nanantena fiadanana isika, kanjo tsy nisy zava-tsoa.+ Nanantena fotoam-panasitranana isika, kanjo horohoro no niseho!+