FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 25:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Tsara toetra sy mahitsy i Jehovah,+

      Ka ampianariny lala-mahitsy ny mpanota.+

  • Salamo 136:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 136 Misaora an’i Jehovah, fa tsara izy:+

      Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+

  • Matio 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa hoy i Jesosy taminy: “Nahoana aho no anontanianao ny amin’izay tsara? Tsy misy afa-tsy Iray ihany no tsara.+ Raha te hiditra any amin’ny fiainana anefa ianao, dia tandremo hatrany ny didy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara