24 Ho tezitra mafy i Jehovah ary tsy hitony mihitsy ny fahatezerany raha tsy efa vitany sy tanterany ny hevitra ao am-pony.+ Handinika izany ianareo any am-parany.+
5 Raha mampiharihary ny fahamarinan’Andriamanitra+ anefa ny tsy fahamarinantsika, inona no holazaintsika? Tsy rariny ve ny ataon’Andriamanitra+ rehefa mampihatra ny fahatezerany izy?—Miteny toy ny fanaon’ny olona+ aho.—