FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy+ sy Mizraima+ sy Pota+ ary Kanana.+

  • 2 Tantara 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy tafika lehibe ve ny Etiopianina+ sy ny Libyanina,+ izay nanana miaramila maro be sy kalesy ary mpitaingin-tsoavaly?+ Kanefa noho ianao niantehitra tamin’i Jehovah, dia natolony teo an-tananao ireny.+

  • Jeremia 46:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Miakara, ry soavaly ô! Aoka ianareo, ry kalesy, hiriotra mafy toy ny adala! Aoka hivoaka ny lehilahy mahery, dia i Kosy+ sy Pota,+ mpitana ampinga, ary ny Lodima+ izay kalazalahy amin’ny fampiasana tsipìka.

  • Ezekiela 27:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Olona avy any Persa+ sy Loda+ ary Pota+ no anisan’ny tafikao, eny, ireo lehilahy mpiady nampiasainao. Ampinga sy fiarovan-doha no nahanton’izy ireo teo aminao.+ Koa ireo no nahatonga anao ho be voninahitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara