FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary ilay fehiloha tsara tarehy izay tsy inona fa voninkazo mihamalazo+ anaovan’ilay lohasaha lonaka, dia ho toy ny aviavy+ vokatra voalohany izay masaka alohan’ny fahavaratra. Izay mahita azy ka mihazona azy eny an-tanana, dia handrapaka azy avy hatrany.

  • Apokalypsy 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary niraraka tamin’ny tany ny kintan’ny lanitra, toy ny aviavy manintsana ny voany manta rehefa hozongozonin’ny rivotra mahery.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara