13 Hiakatra toy ny rahona ny fahavalo, ary toy ny tafio-drivotra ireo kalesiny.+ Haingam-pandeha noho ny voromahery ny soavaliny.+ Idiran-doza isika fa voaroba!
3 ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Nisy voromahery+ lehibe iray nanana elatra+ lehibe. Lava be ny volon’elany, ary rakotra volo samihafa loko izy. Tonga tany Libanona+ izy ka nalainy ny laingon’ny+ hazo sedera.+