2 Mpanjaka 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 I Ejipta+ no mba itokisanao hanampy anao. Bararata torotoro+ anefa izy, ka raha itehenana dia hanindrona sy handoaka tanana. Toy izany i Farao+ mpanjakan’i Ejipta ho an’izay rehetra mitoky aminy.
21 I Ejipta+ no mba itokisanao hanampy anao. Bararata torotoro+ anefa izy, ka raha itehenana dia hanindrona sy handoaka tanana. Toy izany i Farao+ mpanjakan’i Ejipta ho an’izay rehetra mitoky aminy.