13 “‘Rehefa tonga ny fiotazana, dia hataoko fongana izy ireo’, hoy i Jehovah.+ ‘Tsy hisy voa azo otazana eo amin’ny voaloboka,+ tsy hisy voa koa ny aviavy, ary halazo ny ravina. Ho lasan’olon-kafa ny zavatra nomeko azy ka handalo eo anilany.’”
12 Ary hosimbako ny voalobony+ sy ny hazo aviaviny,+ izay nolazainy hoe: “Fanomezana natolotr’ireo lehilahiko ireny.” Dia hovako ho lasa ala ireny,+ ka harapaky ny bibidia.