Salamo 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mamitsaka ao amin’ny takona izy, toy ny liona ao amin’ny fiereny.+Eny, mamitsaka izy+ mba haka an-keriny ny ory.Sintoniny hikombona ny haratony, ka alainy an-keriny ireny.+ Mika 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ripaka tanteraka ny olona tsy mivadika ka tsy misy intsony eto an-tany, ary tsy misy olo-marina eo amin’ny olombelona.+ Miafina mba handatsa-dra izy rehetra.+ Ary samy mihaza ny rahalahiny izy ireo ka mamelatra fandrika harato eo anoloany.+
9 Mamitsaka ao amin’ny takona izy, toy ny liona ao amin’ny fiereny.+Eny, mamitsaka izy+ mba haka an-keriny ny ory.Sintoniny hikombona ny haratony, ka alainy an-keriny ireny.+
2 Ripaka tanteraka ny olona tsy mivadika ka tsy misy intsony eto an-tany, ary tsy misy olo-marina eo amin’ny olombelona.+ Miafina mba handatsa-dra izy rehetra.+ Ary samy mihaza ny rahalahiny izy ireo ka mamelatra fandrika harato eo anoloany.+