Mika 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+ Jakoba 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mahareta àry, ry rahalahy, mandra-pahatongan’ny fanatrehan’ny+ Tompo. Jereo ange ny mpamboly e! Maharitra miandry ny vokatra sarobidy avy amin’ny tany izy, mandra-pahatongan’ny orana, dia ny orana aloha sy ny orana aoriana.+
7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+
7 Mahareta àry, ry rahalahy, mandra-pahatongan’ny fanatrehan’ny+ Tompo. Jereo ange ny mpamboly e! Maharitra miandry ny vokatra sarobidy avy amin’ny tany izy, mandra-pahatongan’ny orana, dia ny orana aloha sy ny orana aoriana.+