Jeremia 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Lozan’izay manorina trano+ nefa amin’ny tsy fahamarinana, ary manao efitra ambony rihana nefa amin’ny tsy rariny, ka mampiasa olona nefa asainy miasa maina fotsiny ireny ary tsy omeny karama.+ Ezekiela 24:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Lozan’ilay tanàna mpandatsa-dra!+ Izaho mihitsy no hampiavosa ny kitay.+ Nahoma 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lozan’ilay tanàna mpandatsa-dra!+ Feno fitaka sy fandrobana izy, ary tsy mitsahatra miremby. Apokalypsy 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hitako fa mamon’ny ran’ny+ olona masina sy ny ran’ny vavolombelon’i Jesosy+ ravehivavy. Gaga be+ aho raha vao nahita azy.
13 “Lozan’izay manorina trano+ nefa amin’ny tsy fahamarinana, ary manao efitra ambony rihana nefa amin’ny tsy rariny, ka mampiasa olona nefa asainy miasa maina fotsiny ireny ary tsy omeny karama.+
9 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Lozan’ilay tanàna mpandatsa-dra!+ Izaho mihitsy no hampiavosa ny kitay.+
6 Ary hitako fa mamon’ny ran’ny+ olona masina sy ny ran’ny vavolombelon’i Jesosy+ ravehivavy. Gaga be+ aho raha vao nahita azy.