FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 28:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa hitsangana toy ny teo amin’ny Tendrombohitra Perazima+ i Jehovah, ary ho tezitra toy ny teo amin’ny lemaka iva akaikin’i Gibeona+ izy, ka hanao zavatra sy hanao ny asany, nefa hafahafa ny zavatra ataony ary tsy mahazatra+ ny asany.

  • Isaia 29:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa intỳ aho! Izaho Ilay hanao zava-mahagaga indray amin’ity vahoaka ity,+ eny, hanao zava-mahagaga amin’ny fomba mahagaga. Dia ho foana ny fahendren’ny olon-kendriny, ary hiafina ny fahiratan-tsain’ny olony malina.”+

  • Asan’ny Apostoly 13:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 ‘Jereo izany, ry mpaniratsira, ary aoka ianareo ho gaga amin’izany ka ho levona, satria manao zavatra aho amin’izao andronareo izao, dia zavatra izay tsy hinoanareo mihitsy, na dia misy mitantara aminareo amin’ny an-tsipiriany aza.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara