Ezekiela 28:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Ho faty eo an-tanan’ny vahiny ianao ka ho toy ny fahafatesan’ny tsy mifora ny fahafatesanao,+ satria izaho no miteny izany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.” Ezekiela 32:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Tsara noho iza moa ianao?+ Midìna ka aoka ianao hivalampatra miaraka amin’ny tsy mifora!’+
10 “‘Ho faty eo an-tanan’ny vahiny ianao ka ho toy ny fahafatesan’ny tsy mifora ny fahafatesanao,+ satria izaho no miteny izany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”