Jeremia 25:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Raha tsy mety mandray an’ilay kaopy eny an-tananao izy ireo ka tsy mety misotro, dia lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tsy maintsy misotro ianareo!+
28 Raha tsy mety mandray an’ilay kaopy eny an-tananao izy ireo ka tsy mety misotro, dia lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tsy maintsy misotro ianareo!+