FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 “Hampirisihin’i Jehovah hiady aminao ny firenena avy any lavitra,+ avy any amin’ny faran’ny tany, izay toy ny voromahery mifaoka tampoka,+ dia firenena tsy ho azonao ny fiteniny,+

  • Jeremia 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Koa hisy firenena avy lavitra hoentiko hamely anareo,+ ry taranak’Israely”, hoy i Jehovah. “Firenena efa nisy hatry ny ela+ izany, firenena efa taloha be. Tsy hainao ny fiteniny ary tsy azonao izay lazainy.

  • Jeremia 6:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izao no nolazain’i Jehovah: “Hisy vahoaka ho tonga avy any amin’ilay tany any avaratra, ary hisy firenena lehibe hofohazina avy any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany.+

  • Ezekiela 23:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 eny, hanafika anao ny zanakalahin’i Babylona+ sy ny Kaldeanina+ rehetra, ny miaramilan’i Pekoda+ sy Soa ary Koa, mbamin’ny zanakalahin’i Asyria rehetra niaraka tamin’ireo. Tovolahy tsara tarehy daholo izy rehetra, ary governora sy solontenam-panjakana, sady mpiady sy mpanolo-tsaina voafantina ary mpitaingin-tsoavaly daholo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara