FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 23:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary aza mifanerasera mihitsy amin’ireo firenena+ mbola tavela eo aminareo ireo. Aza manonona ny anaran’ny andriamaniny+ na mianiana amin’ny anaran’ireny,+ na manompo an’ireny na miankohoka eo anatrehany.+

  • 1 Mpanjaka 11:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ny antony dia satria nahafoy ahy izy ireo+ ka niankohoka teo anatrehan’i Astarta+ andriamanibavin’ny Sidonianina, sy Kemosy+ andriamanitr’i Moaba, ary Milkoma+ andriamanitry ny taranak’i Amona. Ary tsy nandeha tamin’ny lalako izy ireo, ka tsy nanao izay mahitsy teo imasoko sady tsy nitandrina ny didiko sy ny fitsipiko, tsy mba hoatran’i Davida rainy.

  • Jeremia 49:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Izao no nolazain’i Jehovah momba ny taranak’i Amona:+ “Tsy manan-janaka angaha ny Israely, sa tsy manana mpandova? Koa nahoana no nalain’i Malkama+ ny tanin’i Gada,+ ka ny mpivavaka aminy no mipetraka ao amin’ireo tanànan’ny Israely?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara