FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 33:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa i Jehovah no Mpitsara+ antsika, Jehovah no Mpanome lalàna+ antsika, Jehovah no Mpanjakantsika,+ ary izy no hamonjy antsika.+

  • Ezekiela 48:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 “Valo arivo sy iray alina hakiho ny manodidina. Ary izao no ho anaran’ilay tanàna, manomboka amin’io andro io: Jehovah Mihitsy no Ao.”+

  • Apokalypsy 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izany no antony ijoroany eo anoloan’ny+ seza fiandrianan’Andriamanitra. Ary manao fanompoana masina+ ho azy andro aman’alina ao amin’ny tempoliny izy ireo. Ary Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana+ dia hamelatra ny tranolainy+ eo ambonin’izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara