Isaia 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Manainga ny tananao ianao, Jehovah ô,+ nefa tsy jeren’izy ireo izany.+ Hijery ihany anefa izy ireo ka ho menatra,+ noho ny hafanam-ponao ho an’ny olonao. Ary handevona azy ireo ny afo+ natokana ho an’ny fahavalonao. Isaia 60:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Hanatona ka hiankohoka eo anatrehanao ny zanak’ireo mpampahory anao,+ ary hihohoka eo an-tongotrao izay rehetra maniratsira anao.+ Dia hantsoin’izy ireo hoe tanànan’i Jehovah, Zionan’Ilay+ Masin’ny Israely, ianao. Zakaria 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Hivoaka hiady amin’ireo firenena ireo tokoa i Jehovah,+ toy ny tamin’ny andro nanafihany, dia tamin’ny andro niadiany.+
11 Manainga ny tananao ianao, Jehovah ô,+ nefa tsy jeren’izy ireo izany.+ Hijery ihany anefa izy ireo ka ho menatra,+ noho ny hafanam-ponao ho an’ny olonao. Ary handevona azy ireo ny afo+ natokana ho an’ny fahavalonao.
14 “Hanatona ka hiankohoka eo anatrehanao ny zanak’ireo mpampahory anao,+ ary hihohoka eo an-tongotrao izay rehetra maniratsira anao.+ Dia hantsoin’izy ireo hoe tanànan’i Jehovah, Zionan’Ilay+ Masin’ny Israely, ianao.
3 “Hivoaka hiady amin’ireo firenena ireo tokoa i Jehovah,+ toy ny tamin’ny andro nanafihany, dia tamin’ny andro niadiany.+