Salamo 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah anefa mitazana avy any an-danitra, eny, mitazana ny zanak’olombelona izy,+Mba hahitana raha misy olona manan-tsaina ka mitady an’i Jehovah.+ Isaia 43:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Tsy niantso ahy anefa ianao, ry Jakoba ô,+ satria tofoka tamiko ianao, ry Israely ô!+ Romanina 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy misy manan-tsaina, ary tsy misy mitady an’Andriamanitra.+
2 I Jehovah anefa mitazana avy any an-danitra, eny, mitazana ny zanak’olombelona izy,+Mba hahitana raha misy olona manan-tsaina ka mitady an’i Jehovah.+