22 Koa lasa i Hilkia sy ireo nirahin’ny mpanjaka, ka nankany amin’i Holda+ mpaminanivavy,+ vadin’i Saloma mpikarakara ny fitafiana,+ zanak’i Tikva zanak’i Harasa. Nipetraka tao amin’ny tanàna vaovao tao Jerosalema ravehivavy. Ary nolazain’izy ireo taminy izay nitranga.