Joela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tsofy ao Ziona ny anjombona,+ ary manaova hiakan’ady+ eo an-tendrombohitro masina.+ Aoka hitebiteby izay rehetra monina eto,+ fa ho avy ny andron’i Jehovah,+ sady efa akaiky! Asan’ny Apostoly 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny masoandro+ hovana ho haizina ary ny volana ho ra, alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady miavaka.+ Apokalypsy 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa tonga ny andro lehiben’ny+ fahatezeran’izy+ ireo, ka iza no mahajoro?”+
2 “Tsofy ao Ziona ny anjombona,+ ary manaova hiakan’ady+ eo an-tendrombohitro masina.+ Aoka hitebiteby izay rehetra monina eto,+ fa ho avy ny andron’i Jehovah,+ sady efa akaiky!
20 Ny masoandro+ hovana ho haizina ary ny volana ho ra, alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady miavaka.+