41 Ho voababo ireo tanànany ary ho lasan’olona tokoa ireo toerana voaro mafy. Amin’izany andro izany, ny fon’ireo lehilahy mahery ao Moaba dia ho toy ny fon’ny vehivavy mitebiteby rehefa mihetsi-jaza.’”+
16 Ary nilaza tsy an-kijanona tamin’ny tendrombohitra sy ny vatolampy izy ireo hoe: “Mianjerà aminay,+ ka afeno izahay mba tsy ho hitan’Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana+ sy mba tsy hiharan’ny fahatezeran’ny Zanak’ondry.+