FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 30:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Indrisy! Andro lehibe+ izany ary tsy hisy toa azy.+ Fotoam-pahoriana ho an’i Jakoba izany,+ nefa ho voavonjy amin’izany ihany izy.”

  • Lioka 21:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Ary hisy famantarana koa eny amin’ny masoandro+ sy ny volana ary ny kintana, ary etỳ ambonin’ny tany dia ho ory ireo firenena satria ho very hevitra noho ny fidoboky ny ranomasina+ sy ny fisamboaravoarany.+

  • Apokalypsy 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa tonga ny andro lehiben’ny+ fahatezeran’izy+ ireo, ka iza no mahajoro?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara