2 Tantara 36:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+ Jeremia 23:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy hitony ny fahatezeran’i Jehovah raha tsy efa vitany+ sy tanterany ny hevitra ao am-pony.+ Handinika izany ianareo any am-parany, ka ho azonareo tsara ny hevitr’izany.+ Fitomaniana 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Navoakan’i Jehovah daholo ny fahatezerany.+ Nanampatra ny fahatezerany mafy izy.+Ary mandrehitra afo ao Ziona izy, dia afo mandevona ny fototr’i Ziona.+
16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+
20 Tsy hitony ny fahatezeran’i Jehovah raha tsy efa vitany+ sy tanterany ny hevitra ao am-pony.+ Handinika izany ianareo any am-parany, ka ho azonareo tsara ny hevitr’izany.+
11 Navoakan’i Jehovah daholo ny fahatezerany.+ Nanampatra ny fahatezerany mafy izy.+Ary mandrehitra afo ao Ziona izy, dia afo mandevona ny fototr’i Ziona.+