27 “‘Tsy nataonao fihomehezana ve ny Israely?+ Natao ho isan’ny mpangalatra angaha izy?+ Fa nihivingivin-doha ianao isaky ny niresaka zava-dratsy momba azy.
8 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho i Moaba+ sy Seira+ niteny hoe: “Hay sahala amin’ny firenen-drehetra ihany ny taranak’i Joda!”,+