Nomery 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nanompo an’i Balan’i Peora ny Israely,+ ka nirehitra taminy ny fahatezeran’i Jehovah.+ Mpitsara 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nahafoy an’i Jehovah izy ireo, ka nanompo an’i Bala sy ireo sarin’i Astarta.+ 2 Tantara 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely kosa izy,+ ka nanao sarivongan’ireo Bala+ tamin’ny metaly.+ Jeremia 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “I Jehovah Tompon’ny tafika, Ilay namboly anao,+ no nanambara loza hamelezana anao, noho ny zava-dratsy nataon’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda mba hampahatezitra ahy, dia ny nanolorany setroka ho sorona ho an’i Bala.”+
2 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely kosa izy,+ ka nanao sarivongan’ireo Bala+ tamin’ny metaly.+
17 “I Jehovah Tompon’ny tafika, Ilay namboly anao,+ no nanambara loza hamelezana anao, noho ny zava-dratsy nataon’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda mba hampahatezitra ahy, dia ny nanolorany setroka ho sorona ho an’i Bala.”+