Isaia 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ry tanàna be tabataba! Ry vohitra mifaly!+ Feno sahotaka ao aminao. Tsy matin-tsabatra na maty an’ady ireo olona maty ao aminao.+ Isaia 47:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hoy ianao: “Ho Tompovavy aho mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ eny, ho mandrakizay.” Tsy nosaintsaininao ireny zavatra ireny, ary tsy notadidinao fa hisy farany izany.+ Nahoma 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lozan’ilay tanàna mpandatsa-dra!+ Feno fitaka sy fandrobana izy, ary tsy mitsahatra miremby.
2 Ry tanàna be tabataba! Ry vohitra mifaly!+ Feno sahotaka ao aminao. Tsy matin-tsabatra na maty an’ady ireo olona maty ao aminao.+
7 Ary hoy ianao: “Ho Tompovavy aho mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ eny, ho mandrakizay.” Tsy nosaintsaininao ireny zavatra ireny, ary tsy notadidinao fa hisy farany izany.+