Nahoma 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy misy fitsaharany ny loza manjo anao. Tsy mety sitrana ny ferinao.+ Izay rehetra mandre ny manjo anao dia hitehaka.+ Fa iza moa no tsy nahita faisana tamin’ny haratsiam-panahinao tsy misy farany?”+
19 Tsy misy fitsaharany ny loza manjo anao. Tsy mety sitrana ny ferinao.+ Izay rehetra mandre ny manjo anao dia hitehaka.+ Fa iza moa no tsy nahita faisana tamin’ny haratsiam-panahinao tsy misy farany?”+