Nomery 33:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Ary izay nokasaiko hanafaizana azy no hanafaizako anareo.’”+ Deoteronomia 28:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 “Dia ho tonga aminao ireo ozona rehetra ireo+ ary hanenjika anao ka hahatratra anao mandra-pahalany ringana anao,+ satria tsy nihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao ka tsy nitandrina ny didiny sy ny lalàny izay nandidiany anao.+ Jeremia 23:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy hitony ny fahatezeran’i Jehovah raha tsy efa vitany+ sy tanterany ny hevitra ao am-pony.+ Handinika izany ianareo any am-parany, ka ho azonareo tsara ny hevitr’izany.+
45 “Dia ho tonga aminao ireo ozona rehetra ireo+ ary hanenjika anao ka hahatratra anao mandra-pahalany ringana anao,+ satria tsy nihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao ka tsy nitandrina ny didiny sy ny lalàny izay nandidiany anao.+
20 Tsy hitony ny fahatezeran’i Jehovah raha tsy efa vitany+ sy tanterany ny hevitra ao am-pony.+ Handinika izany ianareo any am-parany, ka ho azonareo tsara ny hevitr’izany.+