2 Tantara 36:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary namerimberina nandefa iraka nitondra fampitandremana ho azy ireo i Jehovah Andriamanitry ny razany,+ satria nangoraka ny vahoakany+ sy ny fonenany+ izy. Jeremia 7:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 hatramin’ny andro nivoahan’ny razanareo avy tany Ejipta ka hatramin’izao.+ Nirahiko tany aminareo foana ny mpaminany mpanompoko rehetra. Nifoha maraina aho isan’andro ka naniraka an’ireny.+ Jeremia 44:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nirahiko tany aminareo foana ny mpaminany mpanompoko rehetra. Nifoha maraina aho ka naniraka an’ireny+ hiteny hoe: “Aza dia manao an’izao zava-maharikoriko halako izao re ianareo e!”+
15 Ary namerimberina nandefa iraka nitondra fampitandremana ho azy ireo i Jehovah Andriamanitry ny razany,+ satria nangoraka ny vahoakany+ sy ny fonenany+ izy.
25 hatramin’ny andro nivoahan’ny razanareo avy tany Ejipta ka hatramin’izao.+ Nirahiko tany aminareo foana ny mpaminany mpanompoko rehetra. Nifoha maraina aho isan’andro ka naniraka an’ireny.+
4 Nirahiko tany aminareo foana ny mpaminany mpanompoko rehetra. Nifoha maraina aho ka naniraka an’ireny+ hiteny hoe: “Aza dia manao an’izao zava-maharikoriko halako izao re ianareo e!”+