Nehemia 9:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nandefitra taminy an-taonany maro+ anefa ianao, ary nampitandrina+ azy foana tamin’ny alalan’ny fanahinao izay nomenao ho an’ny mpaminaninao, kanefa tsy nihaino izy ireo.+ Koa natolotrao teo an-tanan’ny mponina manodidina izy, tamin’ny farany.+ Asan’ny Apostoly 7:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+
30 Nandefitra taminy an-taonany maro+ anefa ianao, ary nampitandrina+ azy foana tamin’ny alalan’ny fanahinao izay nomenao ho an’ny mpaminaninao, kanefa tsy nihaino izy ireo.+ Koa natolotrao teo an-tanan’ny mponina manodidina izy, tamin’ny farany.+
51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+