2 Tantara 36:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+ Jeremia 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hiady aminareo aho+ ka haninjitra ny tanako sy hampiasa ny sandriko mahery, ary ho tezitra sy ho vinitra ary hisafoaka aminareo.+
16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+
5 Hiady aminareo aho+ ka haninjitra ny tanako sy hampiasa ny sandriko mahery, ary ho tezitra sy ho vinitra ary hisafoaka aminareo.+