Deoteronomia 28:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hohanin’ny firenen-kafa tsy fantatrao ny vokatry ny taninao sy izay rehetra novokarinao.+ Ary hambakain’ny sasany sy hampahorina mafy foana ianao.+ Jeremia 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Koa hisy firenena avy lavitra hoentiko hamely anareo,+ ry taranak’Israely”, hoy i Jehovah. “Firenena efa nisy hatry ny ela+ izany, firenena efa taloha be. Tsy hainao ny fiteniny ary tsy azonao izay lazainy.
33 Hohanin’ny firenen-kafa tsy fantatrao ny vokatry ny taninao sy izay rehetra novokarinao.+ Ary hambakain’ny sasany sy hampahorina mafy foana ianao.+
15 “Koa hisy firenena avy lavitra hoentiko hamely anareo,+ ry taranak’Israely”, hoy i Jehovah. “Firenena efa nisy hatry ny ela+ izany, firenena efa taloha be. Tsy hainao ny fiteniny ary tsy azonao izay lazainy.