Ezra 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary i Hagay+ mpaminany sy Zakaria+ mpaminany zafikelin’i Ido,+ dia naminany teo amin’ireo Jiosy tany Joda sy Jerosalema, tamin’ny anaran’ilay+ Andriamanitry ny Israely izay nomba azy ireo.+
5 Ary i Hagay+ mpaminany sy Zakaria+ mpaminany zafikelin’i Ido,+ dia naminany teo amin’ireo Jiosy tany Joda sy Jerosalema, tamin’ny anaran’ilay+ Andriamanitry ny Israely izay nomba azy ireo.+