Isaia 43:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Koa izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpamorona+ anao, ry Jakoba, sy ilay Mpamolavola+ anao, ry Israely: “Aza matahotra fa efa navotako ianao.+ Nantsoiko tamin’ny anaranao ianao,+ ary ahy ianao.+ Zefania 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia izao no holazaina amin’i Jerosalema amin’izany andro izany: “Aza matahotra, ry Ziona ô!+ Ary aza miraviravy tanana.+
43 Koa izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpamorona+ anao, ry Jakoba, sy ilay Mpamolavola+ anao, ry Israely: “Aza matahotra fa efa navotako ianao.+ Nantsoiko tamin’ny anaranao ianao,+ ary ahy ianao.+
16 Dia izao no holazaina amin’i Jerosalema amin’izany andro izany: “Aza matahotra, ry Ziona ô!+ Ary aza miraviravy tanana.+