FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 58:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Andriamanitra ô, tapatapaho ho afaka ao am-bavany ny nifiny!+

      Jehovah ô, torotoroy ny valanoranon’ny liona tanora matanjaka!

  • Amosa 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Toy ny ataon’ny mpiandry ondry misintona ranjo roa na sombin-tsofina avy eny am-bavan’ny liona,+ dia toy izany no hisintonana ny zanak’Israely, eny, ireo any Samaria izay mipetraka eo ambony farafara mirenty+ sy eo ambony fandriana+ avy any Damaskosy.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara