Jeremia 51:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mampisamboaravoara ny rano eny amin’ny lanitra ny feony. Mampiakatra etona avy any amin’ny faran’ny tany izy,+ sady manao vavahadin-drano ho an’ny orana,+ ary mamoaka ny rivotra avy ao amin’ny trano fitehirizany azy.
16 Mampisamboaravoara ny rano eny amin’ny lanitra ny feony. Mampiakatra etona avy any amin’ny faran’ny tany izy,+ sady manao vavahadin-drano ho an’ny orana,+ ary mamoaka ny rivotra avy ao amin’ny trano fitehirizany azy.