Jeremia 31:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Tsy zanaka tena tiako ve i Efraima, ary zanaka mamin’ny foko?+ Fa toy ny hamafin’ny nanamelohako azy ihany no hahatsiarovako azy.+ Koa mangotikotika ny tsinaiko noho ny aminy,+ ka tena hiantra azy aho”,+ hoy i Jehovah.
20 “Tsy zanaka tena tiako ve i Efraima, ary zanaka mamin’ny foko?+ Fa toy ny hamafin’ny nanamelohako azy ihany no hahatsiarovako azy.+ Koa mangotikotika ny tsinaiko noho ny aminy,+ ka tena hiantra azy aho”,+ hoy i Jehovah.