19 Haveriko any amin’ny kijana nisy azy ny Israely,+ ka hiraoka ahitra any Karmela+ sy Basana.+ Ho voky tokoa izy, eny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima+ sy Gileada.’”+
25 Mba tsy hiheveranareo tena ho hendry, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo izao zava-miafina+ masina izao: Nisy tsy nihontsina+ ny Israely, mandra-pahafenon’ny isan’ny+ hafa firenena izay niditra,+