Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+ Isaia 45:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ka hilazany hoe: ‘Ao amin’i Jehovah tokoa no misy fahamarinana sy hery+ be dia be. Ho tonga any aminy izay rehetra tezitra aminy, ka ho menatra.+
10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+
24 ka hilazany hoe: ‘Ao amin’i Jehovah tokoa no misy fahamarinana sy hery+ be dia be. Ho tonga any aminy izay rehetra tezitra aminy, ka ho menatra.+