Ohabolana 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy,+ ary mihazakazaka ho ao ny marina ka voaro.+ Mika 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny firenena rehetra samy handeha amin’ny anaran’ny andriamaniny avy,+ fa isika kosa handeha amin’ny anaran’i Jehovah Andriamanitsika,+ mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+
5 Ny firenena rehetra samy handeha amin’ny anaran’ny andriamaniny avy,+ fa isika kosa handeha amin’ny anaran’i Jehovah Andriamanitsika,+ mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+