Eksodosy 21:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary raha nanoto mpanompolahy na mpanompovavy ilay omby, dia handoa sekely telopolo+ amin’ny tompon’ilay mpanompo, ny tompon’omby. Ary hotoraham-bato kosa ilay omby. Marka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary faly ireo nony nandre izany ka nampanantena fa hanome azy farantsa volafotsy.+ Koa nanomboka nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy i Jodasy.+
32 Ary raha nanoto mpanompolahy na mpanompovavy ilay omby, dia handoa sekely telopolo+ amin’ny tompon’ilay mpanompo, ny tompon’omby. Ary hotoraham-bato kosa ilay omby.
11 Ary faly ireo nony nandre izany ka nampanantena fa hanome azy farantsa volafotsy.+ Koa nanomboka nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy i Jodasy.+